pro_bg2
Ny vokatra izay manome ny filan'ny fahasalaman'ny mponina.Araka ny voalazan'ny OMS, ireo vokatra ireo dia tokony ho azo “amin'ny fotoana rehetra, amin'ny fatrany, amin'ny endrika fatra mety, amin'ny kalitao azo antoka sy ny fampahalalana sahaza, ary amin'ny vidiny azon'ny tsirairay sy ny fiaraha-monina”.